Lsc Madagascar on TV
Hello!
Hivahiny mandritra ny fampahalalam-baovao ao amin’ny #RealTv ny Lsc Madagascar!
Am-panajana no hanasana anareo hanaraka ny vaovao mba ahafantaranareo misimisy kokoa ireo tolotra misy ato aminay.
Rahoviana?
Ny sabotsy 23 Jolay 2022
@ 8 ora alina
Koa aza adino ary ny fotoana amin’ny sabotsy ho avy izao !
Zarao amin’ny namana sy ny fianakaviana rehetra.
EVENT INFO :
- Start Date:23/07/2022
- Start Time:20:00
- End Date:23/07/2022
- End Time:21:00
- Location:Real TV