International Certificate course (1 month)

  • 31/01/2023

Mamorôna varavarana misokatra! Mianara teny anglisy “business English, general English”
ary mazahoa SERTIFIKA British Council MAIMAIMPOANA. Raha efa manana fahaizana “Intermediate”
na mihoatra ianao dia IRAY VOLANA monja ny fiofanana azahoana an’io sertifika ekena maneran-tany io.
Aza miandry intsony misorata anarana mialoha.
Daty fidirana: 7 JOLAY sy 8 AOGOSITRA.
Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
BET Antanimena, Immeuble SANTA, Lot V rihana faha-2. Azo atao ny misoratra anarana eto : araho ny rohy : https://bit.ly/39l4TS2

EVENT INFO :

  • Start Date:31/01/2023
  • End Date:31/01/2023
X