LSC Madagascar on REAL TV 23 Juillet 2022 à 20H

  • 23/07/2022 - 20:00
  • Real TV
? Lsc Madagascar on TV ?
Hello! ?
Hivahiny mandritra ny fampahalalam-baovao ao amin’ny #RealTv ny Lsc Madagascar! ?
Am-panajana no hanasana anareo hanaraka ny vaovao mba ahafantaranareo misimisy kokoa ireo tolotra misy ato aminay.
Rahoviana?
✅ Ny sabotsy 23 Jolay 2022
? @ 8 ora alina
? Koa aza adino ary ny fotoana amin’ny sabotsy ho avy izao !?
Zarao amin’ny namana sy ny fianakaviana rehetra.

EVENT INFO :

  • Start Date:23/07/2022
  • Start Time:20:00
  • End Date:23/07/2022
  • End Time:21:00
  • Location:Real TV

FIND THIS EVENT ON :

X