Mirija

Mirija no anarako, izaho anisany misitraka ilay vatsim-pianarana maimaim-poana tao amin’ny LSC Madagascar tamin’ny fifaninanana ary efa nanomboka nianatra ato amin’ny Business English Training Antanimena ny 08 Aogositra 2022.
Tena mahafinaritra ny fampianarana ato, ny fomba fampianarana dia tena hahaizana miteny haingana satria 04 fois /semaine ka mianatra adin’ny iray sasany.
Manao : “speaking, listening ,ary reading” izahay, misy lohahevitra na (topic) vaovao isanandro ary samy mifampiresaka ny mpianatra rehefa tonga ny fotoana amin’izany. Maneho hevitra sy miezaka miteny ary manoratra foana izahay. Eo ihany koa ny “writing” sy ny fianarana “phonetic en anglais”.

Ny hany azo ambara angamba dia : “Thank you very much LSC Madagascar because you help me to have a local scholarship! I can speak English very well now”

Mirija
Lauréat LSC Madagascar at Business English Training (BET Antanimena)

X